forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
532 B
Markdown
12 lines
532 B
Markdown
# Ahoana no nilazan'i Davida fa efa nahita faharisihana mba hivavaka amin'i Yaveh tompon'ny maro izy?
|
|
|
|
Nolazain'i Davida fa efa nahita faharisihana mba hivavaka amin'i Yaveh tompon'ny maro izy satria efa nanambara tamin'i Davida i Yaveh fa hanangana trano ho an'i Davida Izy.
|
|
|
|
# Inona no niheveran'i Davida ny tenin'i Yaveh?
|
|
|
|
Nataon'i Davida ho mendri-pitokisana ny tenin'i Yaveh.
|
|
|
|
# Inona no tian'i Davida mba hataon'i Yaveh?
|
|
|
|
Tian'i Davida mba hanao ireo zavatra efa nolazainy tamin'i Davida sy nitahy ny tranon'i Davida i Yaveh.
|