plt_tq/2sa/06/14.md

4 lines
230 B
Markdown

# Inona no nataon'i Davida raha nentina niakatra ny fiaran'Andriamanitra?
Nandihy teo anatrehan'i Yaveh tamin'ny heriny rehetra; niakanjo efoda rongony fotsy madinika ihany i Davida raha nentina niakatra ny fiaran'Andriamanitra.