plt_tq/2sa/04/11.md

12 lines
541 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Davida momba an'i Rekaba sy Bana?
Nolazain'i Davida fa i Rekaba sy Bana dia lehilahy ratsy fanahy izay nanomo olona tsy manan-tsiny tao an-tranony teo am-pandriany mihitsy.
# Tamin'ireo baikon'i Davida, dia nataon'ireo tovolahy inona i Rekaba sy Bana?
Novonoin'ireo tovolahy i Rekaba sy Bana ary notapahiny ny loha sy ny tongotr'izy ireo ary nahantony teo akaikin'ny kamory tao Hebrona izy ireo.
# Nataon'i Davida inona ny lohan'Isboseta?
Nalevin'i Davida tao amin'ny fasan'i Abnera tao Hebrona ny lohan'Isboseta.