forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
336 B
Markdown
8 lines
336 B
Markdown
# Inona no nahatonga ny tanan'i Isboseta ho lasa malemy?
|
|
|
|
Rehefa ren'Isboseta, zanaka lahin'i Saoly, fa maty tany Hebrona i Abnera, dia lasa nalemy ny tanany.
|
|
|
|
# Iza no anaran'ireo lehilahin'i Saoly roa izay kapitenin'ireo vondro-miaramila?
|
|
|
|
Ny anaran'ireo lehilahin'i Saoly roa izay kapitenin'ireo vondro-miaramila dia Bana sy Rekaba.
|