plt_tq/2sa/03/21.md

4 lines
249 B
Markdown

# Raha hafohezina dia inona no nolazain'i Abnera tamin'i Davida fa kasainy hatao?
Nilaza tamin'i Davida i Abnera fa hanangona ny Israely rehetra ho eo amin'i Davida mba hanao fanekena aminy ka ho mpanjaka afaka hanjaka amin'ny Israely rehetra izy.