forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
340 B
Markdown
4 lines
340 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Davida fa tsy maintsy ataon'i Abnera alohan'ny hahitan'i Abnera ny tavan'i Davida sy hanaovany fanekena aminy?
|
|
|
|
Nolazain'i Davida tamin'ireo mpitondra hafatr'i Abnera fa tsy afaka hahita ny tavan'i Davida i Abnera raha tsy mitondra an'i Mikala, zanaka vavin'i Saoly, miaraka aminy rehefa tonga hijery an'i Davida izy.
|