forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
325 B
Markdown
4 lines
325 B
Markdown
# Rehefa avy niampanga an'i Abnera ho niara-nandry tamin'ny vaditsindranon-drainy Isboseta, dia inona no nianianan'i Abnera fa ho ataony?
|
|
|
|
Nianina ny hamindra ny fanjakana avy amin'ny ankohonan'i Saoly sy hanorina ny seza fiandrianan'i Davida eo amin' Israely sy eo amin'ny Joda, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba i Abnera.
|