forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
285 B
Markdown
4 lines
285 B
Markdown
# Tamin'ny ady lava reny teo amin'ny ankohonan'i Saoly sy ny ankohonan'i Davida, dia ny ankohonan'iza no nihanahery ary ny an'iza no nihaosa?
|
|
|
|
Nihanahery hatrany ny ankohonan'i Davida, fa ny ankohonan'i Saoly kosa dia nihaosa hatrany tamin'ny ady lava reny teo amin'ny ankohonana roa.
|