plt_tq/2pe/03/03.md

4 lines
222 B
Markdown

# Inona no ho lazain'ireo mpaniratsira amin'ireo andro farany?
Ireo mpaniratsira dia hanontany ny fampanantenan'ny fiverenan'i Jesosy sy hilaza fa ny zava-drehetra dia tsy hiova hatramin'ny fiatombohan'izao tontolo izao.