plt_tq/2ki/25/28.md

4 lines
211 B
Markdown

# Inona no nataon'i Joiakina nandritra ny androm-piainany ?
Nihinana teo amin'ny latabatry ny mpanjaka nandritra ny androm-piainany i Joiakina. Nomena solon-tsakafo isan'andro izy nandritra ny androm-piainany.