plt_tq/2ki/25/04.md

4 lines
184 B
Markdown

# Taiza ireo lehilahy mpiady no nandositra?
Teo amin'ny lalan'ny vavahady teo anelanelan'ireo rindrina roa, izay eo amin'ny zaridainan'ny mpanjaka ireo lehilahy mpiady no nandositra.