plt_tq/2ki/24/01.md

4 lines
199 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompony?
Nilaza tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompony i Yaveh fa horavan'ireo tarika Kaldeana, Syriana, Moabita ary Amonita i Joda.