plt_tq/2ki/23/01.md

4 lines
316 B
Markdown

# Teo an-tsofin'iza no namakian'ny mpanjaka ny tenin'ny bokin'ny fanekena rehetra?
Teo an-tsofin'ireo lehilahin'i Joda rehetra sy ireo mponin'i Jerosalema rehetra, ireo mpisorona, mpaminany, ary ny olona rehetra, hatramin'ny kely ka hatramin'ny lehibe no namakian'ny mpanjaka ny tenin'ny bokin'ny fanekena rehetra.