plt_tq/2ki/09/01.md

4 lines
288 B
Markdown

# Nahoana no nitondra tavoahangy kely misy diloilo teny an-tanany ny iray tamin'ireo zanaky ny mpaminany ary nandeha tany Ramota Gileada?
Nitondra tavoahangy kely misy diloilo teny an-tanany ny iray tamin'ireo zanaky ny mpaminany ary nandeha tany Ramota Gileada mba hanosotra an'i Jeho.