forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
304 B
Markdown
4 lines
304 B
Markdown
# Nahoana no nipetraka tany amin'ny tanin'ireo Filistina nandritra ny fito taona ilay vehivavy renin'ilay zazalahy novelomin'i Elisa?
|
|
|
|
Nipetraka tany amin'ny tanin'ireo Filistina nandritra ny fito taona ilay vehivavy renin'ilay zazalahy novelomin'i Elisa satria nilaza i Elisa fa niantso mosary i Yaveh.
|