plt_tq/2ki/05/17.md

4 lines
162 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nangatahan'i Namàna famelana tamin'i Yaveh?
Nangataka famelana tamin'i Yaveh i Namàna rehefa nampiankohoka ny tenany tao an-tranon'i Rimona.