plt_tq/2ki/04/17.md

8 lines
307 B
Markdown

# Tamin'ny fotoana manao ahoana no nanomboka naharary azy ny lohan'ilay zazalahy?
Indray andro dia nandeha niaraka tamin'ny rainy, izay niaraka tamin'ireo mpijinja izy, ary naharary azy ny lohany.
# Taiza no nipetraka ilay zaza mandra-pahafatiny?
Nipetraka teo am-pofoan'ny reniny izy mandra-pahafatiny.