forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
298 B
Markdown
4 lines
298 B
Markdown
# Inona no nirian'ireo zanaky ny mpaminany ho ataon'ireo lehilahy mahery dimampolo?
|
|
|
|
Naniry ny handehan'ireo lehilahy mahery dimampolo mba hitady ny tompon'i Elisa ireo zanaky ny mpaminany, sao dia nampiakarina sy natsipin'ny fanahin'i Yaveh any amin'ny tendrombohitra na any amin'ny lohasaha izy.
|