forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
477 B
Markdown
8 lines
477 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Jaona fa tokony hataon'ireo mpino amin'ny olona izay tsy mitondra ny fampianarana marina momban'i Kristy?
|
|
|
|
Nilaza ireo mpino i Jaona mba tsy handray na iza na iza izay tsy mitondra ny fampianarana marina momban'i Kristy.
|
|
|
|
# Inona no hilazana ny mpino fa meloka raha mandray olona tsy mitondra ny fampianarana momba ny Kristy?
|
|
|
|
Ny mpino dia meloka amin'ny fandraisana anjara amin'ny asa ratsin'ilay iray izay tsy mitondra ny fahamarinana momban'i Kristy.
|