plt_tq/2co/12/11.md

4 lines
224 B
Markdown

# Inona no natao teo amin'ireo Korintiana tamin'ny faharetana tanteraka?
Famantarana sy fahagagana ary asa mahery, ireo famantarana marina ny maha Apostoly, no notanterahina teo amin'izy ireo tamin'ny faharetana tanteraka.