plt_tq/2co/12/06.md

8 lines
300 B
Markdown

# Nahoana Paoly no nilaza fa tsy adala izany raha nirehareha izy?
Nilaza Paoly fa tsy maha-adala aminy ny fireharehana satria milaza ny marina izy.
# Inona no nitranga tamin'i Paoly mba hifehy azy tsy hirehareha loatra?
Nasiana tsilo ny nofony, ny mpitondra hafatr'i Satana mba hanakorontana azy.