plt_tq/2co/11/22.md

463 B
Raw Permalink Blame History

Inona no hireharehan'i Paoly amin'ny fampitahana ny tenany amin'ireo izay maniry ny hitovy aminy amin'ny zavatra nireharehan'izy ireo?

Paoly dia nirehareha fa Hebreo izy, Israelita ary taranak'i Abrahama tahaka an'ireo izay nilaza ho mitovy amin'i Paoly. Nilaza Paoly fa mpanompon'i Kristy bebe kokoa noho izy ireo izy eny fa na amin'ny asa mafy aza, any am- ponja mihoatra lavitra, tamin'ny kapoka mihoatra ny fefy, tamin'ny fiatrehana loza maro mahafaty.