# Nohon'ny antony inona no nanomezan'ny Tompo fahefana an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy?
Nanome fahefana an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy ny Tompo mba hanangana an'ireo mpino Korintiana fa tsy haandrava azy ireo.