plt_tq/2co/09/06.md

8 lines
339 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Paoly fa tanjon'ny fanomezan'izy ireo?
Hoy Paoly hoe ity no tanjona: "Izay mamafy kely dia hijinja kely, ary izay mamafy be dia hijinja be ihany koa."
# Ahoana no tokony hanomezan'ny tsirairay?
Ny tsirairay dia hanome araka izay efa norafetiny tao am-pony— fa tsy faneriterena na hampahory rehefa manolotra izy.