plt_tq/2co/08/01.md

8 lines
352 B
Markdown

# Inona no tian'i Paoly ho fantatr'ireo rahalahy sy anabavy Korintiana?
Tian'i Paoly ho fantatr'izy ireo ny momba ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena an'ireo fiangonan'i Makedonia.
# Inona no nataon'ireo fiangonan'i Makedonia nandritra ny fitsapana lehibe amin'ny fahoriana, sy ny fara-fahantrana?
Niteraka haren-dehiben'ny falalan-tanana ireo.