plt_tq/2co/07/05.md

475 B
Raw Permalink Blame History

Inona no fampaherezana nomen'Andriamanitra an'i Paoly sy ireo mpiara-monina aminy rehefa tonga tany Makedonia izy ireo ary ory tamin'ny fomba rehetra ny fifandirana tany ivelany sy ny tahotra tao anaty?

Andriamanitra dia nampahery azy ireo tamin'ny fahatongavan'i Titosy, tamin'ny fitaterana ny fampaherezana izay noraisin'i Titosy avy tamin'ireo mpino Korintiana, ary tamin'ny fitiavana lehiben'ireo Korintiana, ny alahelon'izy ireo sy ny fiahiana lalina an'i Paoly.