plt_tq/2co/02/05.md

8 lines
367 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Paoly fa tokony ataon'ireo mpino Korintiana ankehitriny ho an'ilay nosazian'izy ireo?
Nilaza Paoly fa tokony hamela sy hampionona izany olona izany izy ireo.
# Nahoana Paoly no nilaza tamin'ireo mpino Korintiana fa tokony hamela sy hampionona an'ilay nosazian'izy ireo?
Izany dia mba tsy handifotra an'ilay voasazy amin'ny alahelo be loatra.