plt_tq/2co/01/11.md

4 lines
172 B
Markdown

# Ahoana no nilazan'i Paoly fa afaka manampy azy ireo ny Korintiana?
Paoly dia nilaza fa afaka manampy azy ireo amin'ny alalan'ny vavak'izy ireo ny fiangonana Korintiana.