plt_tq/2co/01/08.md

8 lines
388 B
Markdown

# Inona ireo olana nahazo an'i Paoly sy ny mpiara-mitory taminy tany Asia?
Novesarina tanteraka mihoatran'izay tokony ho entiny izy ireo. Nohelohina ho faty izy ireo.
# Inona no anton'ny nanamelohana an'i Paoly sy ny mpiara-mitory aminy ho faty?
Ny fanamelohana ho faty dia nahatonga azy ireo tsy hametraka ny fatokian'izy ireo amin'ny tenan'izy ireo, fa kosa hatoky an'Andriamanitra.