forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
313 B
Markdown
4 lines
313 B
Markdown
# Inona no nataon'ny mpanjakan'ny Babylonianina tamin'ny Jerosalema ary inona no nalainy tany Babilona?
|
|
|
|
Nandrava ny tranon'Andriamanitra izy, ireo mandan'ny Jerosalema tamin'ny toerany rehetra, ary ireo zavatra mahafinaritra rehetra tamin'izany. Ary dia nalainy ireo fanaka rehetra sy ireo harena tany Babilona.
|