plt_tq/2ch/34/12.md

4 lines
235 B
Markdown

# Inona avy ireo andraikitra sahanin'ireo Levita hanorenana ny tempoly?
Ny sasany dia mpanara-maso, mpitahan-tsoratra, mpandrindra, ary mpiandry vavahady; ny sasany dia mpitendry zava-maneno mahay sady nanoro ny fahatokian'ny mpiasa.