forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
726 B
Markdown
12 lines
726 B
Markdown
# Iza no voahisa manaraka handray ireo fanatitra?
|
|
|
|
Nomen'izy ireo an'ireo Levita roapolo taona no miakatra izay nameno isakin'ny anjara faritr'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no efa vitan'ireo olona talohan'ny fandraisana ireo fanatitra avy amin'i Kora sy ireo izay niaraka taminy?
|
|
|
|
Ireo olona dia efa nanamasina ny tenany talohan'ny fizarana tamin'ireo zaza madinikany rehetra, ireo vadiny, ary ireo zanaka lahy sy zanaka vavin'izy ireo, izay voahisa tao amin'ny tetiaran'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no natao ho an'ireo mpisorona izay voahisa tao amin'ny tetiarana ho eo amin'ireo Levita?
|
|
|
|
Nisy lehilahy voatendry hanome anjara tamin'ireo lehilahy rehetra izay tany an-tsaha tany amin'ireo zana-bohitra izay an'ireo tanàna na ny tanàna rehetra.
|