plt_tq/2ch/31/16.md

4 lines
280 B
Markdown

# Tamin'iza i Kora sy ireo izay niaraka taminy no nizara ireo fanatitra?
Izy ireo dia nizara tamin'ireo lehilaly telo taona no miakatra, isakin'ny fizaram-paritra, izay voahisa tao amin'ny tetiarana niditra tao an-tranon'i Yaveh izay nanaovan'izy ireo ny asa tamin'ny faritrany.