plt_tq/2ch/31/01.md

8 lines
464 B
Markdown

# Inona no nataon'ireo Israelita taorian'ny fankalazana ny firavoravoana ny mofo tsy misy masirasira?
Nivoaka ireo tanànan'i Joda ireo olon'Israley, nandrava ny ireo andrim-bato, nanapaka ireo baon'Aseraha, nandrava ireo toerana masina sy alitara tany Joda, Benjamina, Efraima sy Manase, ambarapaha ravin'izy ireo azy rehetra.
# Taiza no nandehanan'ny vahoakan'Israely taorian'ny nanaovan'izy ireo izany?
Niverina tany amin'ny taniny sy ny tanànany izy ireo.