plt_tq/2ch/29/32.md

4 lines
197 B
Markdown

# Karazam-biby toa inona no nentin'ny fiangonana ho ampiasaina ho fanatitra dorana?
Ny fiangonana dia nitondra omby lahy, ondry lahy, zanak'ondry, omby, ary ondry nampiasaina ho fanatitra dorana.