forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
335 B
Markdown
4 lines
335 B
Markdown
# Inona no nolazain'ireo mpisorona an'i Hezekia fa niomana sy nanamasina ho fanampin'ny fanadiovana ny tranon'i Yaveh rehetra izy ireo?
|
|
|
|
Ho fanampin'ny fanadiovana ny tranon'i Yaveh rehetra, ireo mpisorona dia niomana sy nanamasina ny fitaovana rehetra izay narian'i Ahaza mpanjaka fony izy nanao fahadisoana nandritry ny fanjanakany.
|