plt_tq/2ch/26/19.md

8 lines
429 B
Markdown

# Inona no nitranga tamin'i Ozia araka ny nitazonany zava-manitra tamin'ny tanany handorona didin-kazo manitra, ary oviana izy no tezitra tamin'ireo mpisorona?
Raha mbola nitazona ilay zava-manitra i Ozia, ary rehefa lasa tezitra tamin'ireo mpisoroana izy, dia vaky teo amin'ny handriny ny habokàna.
# Nahoana no vaky teo amin'ny handriny ny habokàna?
Ny habokàna vaky teo amin'ny handrin'i Ozia satria namely azy i Yaveh.