plt_tq/2ch/26/16.md

8 lines
647 B
Markdown

# Ahoana no nanaovan'i Ozia fahadisoana tamin'i Yaveh, Andriamaniny, rehefa lasa nahery izy?
Nanao fahadiadsoana tamin'i Yaveh Ozia rehefa niditra tao an-tranon'i Yaveh nandoro ditin-kazo manitra teo ambony alitara.
# Nahoana i Azaria sy ireo mpisorona valo no nandeha taorian'i Ozia, ary nahoana i Azaria no nilaza fa Ozia nanao fahadisoana rehefa nandoro ditin-kazo manitra tao amin'ny fitoerana masina?
Niteny tamin'i Ozia ireo mpisorona fa ireo mpisorona irery ihany, sy ireo zanaka lahin'i Arona, no nanao sorona nandoro didin-kazo manitra tao amin'ny toerana masina, ka nanao fahadisoana i Ozia rehefa nandoro zava-manitra tamin'i Yaveh.