forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
460 B
Markdown
8 lines
460 B
Markdown
# Ahoana ny fomba namalian'ilay lehilahin'Andriamanitra ny fanontanian'i Amazia mahakasika izay ataony momba ireo talenta zato izay efa nomeny an'ny tafik'Israely?
|
|
|
|
Ilay lehilahin'Andriamanitra dia nilaza an'i Amazia fa Yaveh afaka manome mihoatra lavitra noho izany azy.
|
|
|
|
# Nahoana ny hatezeran'ireo tafika avany Efraima no nirehitra tamin'ny Joda?
|
|
|
|
Ny hatezeran'izy ireo nirehitra tamin'i Joda satria nosarahin'i Amazia ny tafika ary nalefany nody izy ireo.
|