plt_tq/2ch/25/01.md

8 lines
273 B
Markdown

# Firy taona i Amazia no nanomboka nanjaka ary hafiriana no nanjakàny?
Dimy amby roapolo taona i Amazia raha nanomboka nanjaka ary nanjaka sivy amby roapolo taona izy.
# Inona no fifanarahana tao am-pon'i Amazia?
Tsy nanolo-tena fatratra tamin'i Yaveh ny fon'i Amazia.