plt_tq/2ch/23/12.md

8 lines
333 B
Markdown

# Inona no tabataba natao no nanatona ny olona i Atalia tao amin'ny tranon'i Yaveh?
Raha vao nahare ny tabataban'ny olona nihazakazaka sy nanompo ny mpanjaka izy, dia nanatona ny olona tao an-tranon'i Yaveh.
# Inona no nataon'i Atalia rehefa nihiaka mafy hoe "Mpamadika!"?
Nandriatra ny akanjony izy ary nihiaka hoe, "Mpamadika!"