plt_tq/2ch/23/10.md

4 lines
251 B
Markdown

# Inona no natolotr'izy ireo tamin'ny zanaka lahin'ny mpanjaka rehefa nametraka ny satro-boninahitra teo aminy izy ireo?
Nentin'izy ireo nivoaka ilay zanaka lahin'ny mpanjaka, nopetahan'izy ireo ilay satro-boninahitra, ary nomeny didim-panekena izy.