plt_tq/2ch/20/27.md

4 lines
187 B
Markdown

# Nahoana i Josafata sy ireo olony no niverina an-kafaliana tany Jerosalema?
Niverina an-kafaliana tany Jerosalema izy ireo satria Yaveh efa nampifaly azy ireo teo amin'ireo fahavalony.