plt_tq/2ch/18/12.md

4 lines
231 B
Markdown

# Inona avy ireo tenin'ny mpaminany nambara tamin'ny mpanjaka nolazain'ireo iraka tamin'i Mikaia?
Ireo iraka dia nanambara tamin'i Mikaia fa ireo tenin'ny mpaminany nanambara zavatra tsara tamin'ny mpanjaka tamin'ny feo tokana.