forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
335 B
Markdown
8 lines
335 B
Markdown
# Nahoana ny mason'i Yaveh mandeha erak'izao rehetra izao manoloana ny tany tontolo?
|
|
|
|
Ny mason'i Yaveh mandeha erak'izao rehetra izao mampiseho ny tenany mahery amin'ireo izay manana fo tonga lafatra manoloana azy.
|
|
|
|
# Inona no fihetsika nataon'i Asa tamin'i treron'i Hanany?
|
|
|
|
Tezitra tamin'i Hanany i Asa ary nandefa azy tao am-ponja.
|