plt_tq/2ch/15/08.md

8 lines
360 B
Markdown

# Inona no naverin'i Asa naorina raha vao nanahare ny hafatrin'ny mpaminany izy?
Naverin'i Asa natsangana indray ny alitaran'i Yaveh raha vao nahare ny hafatrin'ny mpaminany izy.
# Nahoana no vahoaka maro an'isa no tonga teo amin'i Asa mpanjaka avy tany Efraima, Manase, ary Simeona?
Tonga izy ireo satria hitan'izy ireo fa homba an'i Asa mpanjaka i Yaveh.