plt_tq/2ch/15/03.md

8 lines
342 B
Markdown

# inona no tsy nisy teo amin'Isarely nandritry ny fotoana maro?
Tsy nanana Andriamanitra marina, mpampianatra mpisorona, ary lalàna i Israely nandritry ny fotoana maro.
# Tamin'izany fotoana izany, inona avy no teo amin'ny mponin'ny tany rehetra?
Tamin'izany fototana izany, fikorontanana lehibe no teo amin'ireo mponin'ny tany rehetra.