plt_tq/2ch/14/09.md

4 lines
235 B
Markdown

# Inona no navalin'i Asa rehefa tonga nanohitra ny vahoakan'Israely ny tafik'i Zera Etiopiana?
Nitalaho mafy ny fanampian'i Yaveh i Asa tamin'ny fiakena fa izy sy ny tafiny dia tonga tamin'ny anaran'i Yaveh nanohitra ny tafik'i Zera.