plt_tq/2ch/12/07.md

8 lines
477 B
Markdown

# Ahoana no navalin'i Yaveh rehefa nahita an'i Rehoboama sy ireo mpitarika an'i Joda nanetry teny izy?
Namonjy azy ireo tamin'ny fomba maro i Yaveh, saingy namela azy ireo ho lasa mpanompony eo ambanin'ny fifehezan'i Sisaka hatrany.
# Nahoana i Yaveh no namela ireo mpitarik'i Joda ho lasa mpanompon'i Sisaka?
Namela azy ireo ho lasa mpanompon'i Sisaka i Yaveh ka afahan'izy ireo mahatakatra izay hanompoana azy tahaka ny fanompoana ny mpitondra any amin'ireo firenen-kafa.