plt_tq/2ch/10/12.md

4 lines
273 B
Markdown

# Inona no nitranga rehefa tonga tamin'i Rehoboama i Jeroboama sy ireo vahoakan'Israely rehetra tamin'ny andro faha telo?
Rehoboama mpanjaka tsy niraharaha ny torohevitry ny zokiolona ary namaly tamin'ny teny mafy tamin'ny alalan'ny fanarahana ny torohevitry ny tovolahy.